Isaia 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no tenin’i Jehovah,Ilay Mpanao anao sy Ilay namolavola anao,+Ilay nanampy anao hatrany am-bohoka:* ‘Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko,+Dia ianao ry Jesorona*+ izay nofidiko.
2 Izao no tenin’i Jehovah,Ilay Mpanao anao sy Ilay namolavola anao,+Ilay nanampy anao hatrany am-bohoka:* ‘Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko,+Dia ianao ry Jesorona*+ izay nofidiko.