Genesisy 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nitazana i Lota, ka hitany fa azon-drano tsara ny faritr’i Jordana manontolo+ hatrany Zoara,+ toy ilay zaridainan’i Jehovah,+ hoatran’i Ejipta. Azon-drano tsara ilay faritra talohan’ny nandravan’i Jehovah an’i Sodoma sy Gomora.
10 Dia nitazana i Lota, ka hitany fa azon-drano tsara ny faritr’i Jordana manontolo+ hatrany Zoara,+ toy ilay zaridainan’i Jehovah,+ hoatran’i Ejipta. Azon-drano tsara ilay faritra talohan’ny nandravan’i Jehovah an’i Sodoma sy Gomora.