FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia nankeo amin’ny Israely rehetra i Mosesy ka niteny an’ireto teny ireto: 2 “Efa 120 taona aho izao.+ Tsy afaka mitarika anareo* intsony aho, satria nilaza tamiko i Jehovah hoe: ‘Tsy hiampita an’io Jordana io ianao.’+

  • Asan’ny Apostoly 7:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Rehefa feno 40 taona izy, dia nanapa-kevitra* hitsidika* ny rahalahiny, izany hoe ny zanak’Israely.+

  • Asan’ny Apostoly 7:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Rehefa afaka 40 taona, dia nisy anjely niseho taminy tao anaty lelafo teo amin’ny voarointsilo nirehitra, tany amin’ilay tany efitra akaikin’ny Tendrombohitra Sinay.+

  • Asan’ny Apostoly 7:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Izany lehilahy izany no nitondra azy ireo niala+ tany Ejipta,+ sady nanao fahagagana* sy famantarana maro tany, sy teo amin’ny Ranomasina Mena,+ ary tany an-tany efitra nandritra ny 40 taona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara