FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:45, 46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Ireto avy ny fampahatsiahivana sy ny fitsipika ary ny didim-pitsarana nomen’i Mosesy ny Israelita, rehefa tafavoaka avy tany Ejipta izy ireo,+ 46 tany amin’ny faritr’i Jordana, teo amin’ilay lohasaha tandrifin’i Beti-peora,+ tao amin’ny tanin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita izay nipetraka tao Hesbona,+ dia ilay resin’i Mosesy sy ny Israelita, rehefa tafavoaka avy tany Ejipta izy ireo.+

  • Deoteronomia 34:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara