-
Apokalypsy 22:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “Izao no lazaiko amin’izay rehetra maheno ny tenin’ny faminaniana ato amin’ity horonam-boky ity: Raha misy manampy zavatra amin’ireo,+ dia hampian’Andriamanitra ny loza hanjo azy, izany hoe ny loza voasoratra ato amin’ity horonam-boky ity.+ 19 Ary raha misy manala teny ato amin’ity horonam-bokin’ny faminaniana ity, dia hesorin’Andriamanitra ny anjarany amin’ny hazon’aina+ sy ny tanàna masina,+ izany hoe izay voasoratra ato amin’ity horonam-boky ity.
-