3 Ankatoavy i Jehovah Andriamanitrao ka mandehana amin’ny lalana atorony, ary tandremo ny lalàny, sy ny didiny, sy ny didim-pitsarany, ary ny fampahatsiahivany, izay voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Mosesy.+ Dia hety tsara daholo izay hataonao ary hahomby ianao any amin’izay rehetra halehanao.