-
Eksodosy 25:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tokony hanao toerana masina ho ahy izy ireo, dia honina eo amin’izy ireo aho.+
-
-
Deoteronomia 5:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Fa iza tamin’ny olona* rehetra no hoatr’antsika ka hoe efa naheno ny feon’ilay Andriamanitra velona niteny avy tao anaty afo, nefa mbola velona ihany?
-
-
2 Samoela 7:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ary iza amin’ny firenena eto an-tany moa no hoatran’ny Israely vahoakanao?+ Navotan’Andriamanitra izy ireo mba ho lasa vahoakany,+ ka nataony nalaza ny anarany+ rehefa nanao zavatra miavaka sy mahagaga ho azy ireo+ izy. Noroahinao ireo firenena sy ny andriamanitr’izy ireny, noho ny amin’ny vahoakanao izay navotanao ho anao avy tany Ejipta.
-