Deoteronomia 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia avy eo nomen’i Jehovah ahy ny takela-bato roa nosoratan’ny rantsantanany. Voasoratra tao daholo ny teny rehetra nolazain’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo teo amin’ilay tendrombohitra, tamin’ilay andro nivorian’ny vahoaka.*+
10 Dia avy eo nomen’i Jehovah ahy ny takela-bato roa nosoratan’ny rantsantanany. Voasoratra tao daholo ny teny rehetra nolazain’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo teo amin’ilay tendrombohitra, tamin’ilay andro nivorian’ny vahoaka.*+