Deoteronomia 28:64 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 64 “Ary haparitak’i Jehovah any amin’ny firenena rehetra ianao, hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ka hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray,+ ka any ianao no hanompo andriamanitra vato aman-kazo, izay tsy fantatrao sy ny razambenao.+ Nehemia 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Mba tsarovy ny didy* nomenao an’i Mosesy mpanomponao hoe: ‘Raha mivadika amiko ianareo, dia haparitako any amin’ny firenen-kafa.+
64 “Ary haparitak’i Jehovah any amin’ny firenena rehetra ianao, hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ka hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray,+ ka any ianao no hanompo andriamanitra vato aman-kazo, izay tsy fantatrao sy ny razambenao.+
8 “Mba tsarovy ny didy* nomenao an’i Mosesy mpanomponao hoe: ‘Raha mivadika amiko ianareo, dia haparitako any amin’ny firenen-kafa.+