FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 33:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nivavaka tamin’Andriamanitra foana izy. Dia lasa nangoraka azy Andriamanitra noho izy niangavy azy foana, ka nihaino ny fitalahoany famindram-po. Koa naveriny ho mpanjaka tany Jerosalema indray izy.+ Lasa fantatr’i Manase àry fa i Jehovah no tena Andriamanitra.+

  • Nehemia 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha miverina amiko kosa ianareo ka manaraka ny didiko sy mankatò an’ireny, dia hangoniko na dia miparitaka any amin’ny faravodilanitra aza. Dia halaiko avy any ianareo,+ ka hoentiko any amin’ilay toerana nofidiko mba hametrahako ny anarako.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara