-
Deoteronomia 10:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ny razambenao ihany anefa no nifandraisan’i Jehovah akaiky sy notiaviny. Ary tamin’ny firenena rehetra dia ny taranany,+ izany hoe ianareo, no nofidiny, hoatr’izao androany izao.
-