21 Mila mifidy lehilahy avy amin’ny vahoaka anefa ianao, dia lehilahy mahay,+ matahotra an’Andriamanitra, azo itokisana, ary tsy tia tombony azo amin’ny tsy marina.+ Dia tendreo ho lehiben’ny arivo, lehiben’ny zato, lehiben’ny dimampolo, ary lehiben’ny folo+ izy ireo.