Eksodosy 20:3-6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mpanjaka 17:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Izao ny didy nomen’i Jehovah ny Israelita tamin’izy nanao fifanekena tamin’izy ireo:+ “Aza matahotra andriamani-kafa, na miankohoka eo anatrehany, na manompo azy na manao sorona ho azy.+
35 Izao ny didy nomen’i Jehovah ny Israelita tamin’izy nanao fifanekena tamin’izy ireo:+ “Aza matahotra andriamani-kafa, na miankohoka eo anatrehany, na manompo azy na manao sorona ho azy.+