FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Deoteronomia 4:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Tamin’ilay andro niresahan’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo, tany Horeba, dia tsy nahita ny endriny ianareo. Koa mitandrema tsara 16 sao manao ratsy ianareo, izany hoe manao sary sokitra ho anareo, na sarin’inona izany na sarin’inona, na sarin-dehilahy na sarim-behivavy,+

  • Deoteronomia 4:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Deoteronomia 27:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “‘Voaozona izay manao sary sokitra,+ na sarivongana metaly,*+ dia zavatra maharikoriko an’i Jehovah+ sady asa tanan’ny mpanao asa tanana.* Voaozona izay manao an’izany sady manafina an’ilay izy.’ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’*

  • Asan’ny Apostoly 17:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Koa satria zanak’Andriamanitra* isika,+ dia tsy tokony hieritreritra an’Andriamanitra ho toy ny zavatra vita amin’ny volamena na volafotsy na vato, na hoatran’ny sary sokitra noforonin’ny olombelona sy niangaliany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara