-
Levitikosy 24:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Koa tsy maintsy vonoina ho faty izay miteny ratsy ny anaran’i Jehovah.+ Tsy maintsy mitora-bato azy ny vahoaka manontolo. Hovonoina ho faty izay miteny ratsy an’ilay Anarana, na hafa firenena izy na teratany.
-