-
Eksodosy 23:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “Enina andro no hanaovanao ny asanao, fa amin’ny andro fahafito kosa dia hitsahatra tsy hiasa ianao. Amin’izay dia hiala sasatra ny ombinao sy ny ampondranao, ary haka aina ny zanaky ny mpanompovavinao sy ny hafa firenena monina eo aminao.+
-