-
Deoteronomia 4:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Efa nisy vahoaka naheno ny feon’Andriamanitra niteny avy tao anaty afo hoatr’ireny henonao ireny ve, ka mbola velona ihany?+
-
-
Deoteronomia 4:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Nataony henonareo avy any an-danitra ny feony mba hanitsiana anareo. Ary nasehony anareo teto an-tany ny afo miredareda, dia henonareo avy tao anatin’ilay afo ny teniny.+
-