- 
	                        
            
            Deoteronomia 6:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
3 Dia henoy izao, ry Israely ô, ka araho tsara mba handeha tsara ny fiainanareo, ary ho lasa be dia be ianareo any amin’ilay tany tondra-dronono sy tantely, araka ny efa nampanantenain’i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo anareo.
 
 -