FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tohizo foana izao fankalazana izao isaky ny volana Abiba, rehefa hampidirin’i Jehovah any amin’ny tanin’ny Kananita, sy ny Hetita, sy ny Amorita, sy ny Hivita, ary ny Jebosita+ ianao. Fa efa nianiana tamin’ny razambenao+ izy hoe hanome anao an’io tany tondra-dronono sy tantely+ io.

  • Deoteronomia 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Efa nataoko io alohanareo io ilay tany. Midira ao dia alaivo ho anareo izy io. Io ilay tany nianianan’i Jehovah tamin’ny razambenareo, dia tamin’i Abrahama sy Isaka+ ary Jakoba+ hoe homeny azy ireo sy ny taranany.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara