Levitikosy 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia homeko ranonorana amin’ny fotoanany,+ ka hahavokatra ny tany+ ary hamoa ny hazo eny an-tsaha.