-
Levitikosy 18:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Koa maloto ilay tany, ka hosaziko noho ny fahadisoany, ary haloan’ilay tany ny mponina ao aminy.+
-
-
Deoteronomia 9:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Tsy hoe satria manao ny marina ianao na hoe mahitsy fo, dia hiditra ao amin’ny tanin’izy ireo sy haka an’ilay izy ho anao. Fa noho ireo firenena ireo ratsy fanahy no antony handroahan’i Jehovah Andriamanitrao azy eo alohanao.+ Tian’i Jehovah hotanterahina koa ilay fianianany tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ razambenao.
-