Ohabolana 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izay tian’i Jehovah no anariny,+Toy ny ataon’ny ray amin’ny zanaka tiany.+ 1 Korintianina 11:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Rehefa tsaraina anefa isika, dia faizin’i Jehovah*+ mba tsy homelohina miaraka amin’izao tontolo izao.+ Hebreo 12:5-7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Izay rehetra iraiketan’ny foko no anariko sy faiziko.+ Miezaha àry hafana fo, dia mibebaha.+
32 Rehefa tsaraina anefa isika, dia faizin’i Jehovah*+ mba tsy homelohina miaraka amin’izao tontolo izao.+