Ezekiela 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’izay andro izay, dia nianiana aho fa hamoaka azy avy any Ejipta, mba hitondra azy any amin’ilay tany efa nofidiko* homena azy ireo, dia tany tondra-dronono sy tantely.+ Io no tsara tarehy indrindra amin’ny* tany rehetra.
6 Tamin’izay andro izay, dia nianiana aho fa hamoaka azy avy any Ejipta, mba hitondra azy any amin’ilay tany efa nofidiko* homena azy ireo, dia tany tondra-dronono sy tantely.+ Io no tsara tarehy indrindra amin’ny* tany rehetra.