-
Deoteronomia 7:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “Raha mihaino an’izany didim-pitsarana izany foana ianareo ka manaraka tsara sy mankatò azy ireny, dia hotanterahin’i Jehovah Andriamanitrareo ilay fifanekena nataony, ary ho tia anareo sy tsy hivadika aminareo izy, araka ilay fianianana nataony tamin’ny razambenareo.
-