23 Hanolotra azy ireny eo am-pelatananao i Jehovah Andriamanitrao ka handresy azy tanteraka, mandra-paharipaka an’ireny.+ 24 Dia hataony resinao ny mpanjakany,+ ka hofoananao etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahavita hanohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+