Deoteronomia 6:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nandidy antsika i Jehovah avy eo mba hankatò an’ireo fitsipika rehetra ireo, sady hatahotra an’i Jehovah Andriamanitsika. Handeha tsara foana ny fiainantsika amin’izay,+ dia ho velona foana isika+ hoatr’izao androany izao.
24 Nandidy antsika i Jehovah avy eo mba hankatò an’ireo fitsipika rehetra ireo, sady hatahotra an’i Jehovah Andriamanitsika. Handeha tsara foana ny fiainantsika amin’izay,+ dia ho velona foana isika+ hoatr’izao androany izao.