Deoteronomia 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hodiovin’i* Jehovah Andriamanitrao ny fonao sy ny fon’ny taranakao,+ mba ho tia an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ianao ka ho velona.+
6 Ary hodiovin’i* Jehovah Andriamanitrao ny fonao sy ny fon’ny taranakao,+ mba ho tia an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ianao ka ho velona.+