Eksodosy 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jah* no tanjako sy heriko, satria izy no lasa mpamonjy ahy.+ Izy no Andriamanitro ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razambeko izy+ ka hasandratro.+ Apokalypsy 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary naheno feo aho, dia feo hoatran’ny feon’ny vahoaka be sy feon’ny rano be ary feon’ny kotroka mafy, niteny hoe: “Derao i Jah,*+ satria efa nanomboka nanjaka+ i Jehovah* Andriamanitsika, ilay Mahery Indrindra!+
2 I Jah* no tanjako sy heriko, satria izy no lasa mpamonjy ahy.+ Izy no Andriamanitro ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razambeko izy+ ka hasandratro.+
6 Ary naheno feo aho, dia feo hoatran’ny feon’ny vahoaka be sy feon’ny rano be ary feon’ny kotroka mafy, niteny hoe: “Derao i Jah,*+ satria efa nanomboka nanjaka+ i Jehovah* Andriamanitsika, ilay Mahery Indrindra!+