FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 78:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Satria tsy nino an’Andriamanitra izy ireo;+

      Tsy natoky izy ireo hoe mahavita mamonjy azy izy.

  • Salamo 106:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary nataon’izy ireo tsinontsinona ilay tany mahafinaritra;+

      Tsy nino ny fampanantenany izy ireo.+

  • Hebreo 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa iza moa no naheno ny feon’Andriamanitra nefa mbola nampahatezitra be azy ihany? Tsy izay rehetra nentin’i Mosesy nivoaka avy tany Ejipta ve?+

  • Hebreo 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hitantsika àry fa tsy afaka niditra izy ireo satria tsy nino.+

  • Joda 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Efa fantatrareo tsara daholo izany. Mbola te hampahatsiahy anareo anefa aho hoe na dia novonjen’i Jehovah* avy tany Ejipta aza ny vahoakany,+ dia naringany ihany tatỳ aoriana izay tsy nino.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara