28 Mbola tsy tonga any koa ianao, dia efa hataoko izay hahakivy* ny fahavalonao,+ ka hitsoaka tsy ho eo anatrehanao ny Hivita sy ny Kananita ary ny Hetita.+
10 Dia hoy i Josoa: “Izao no hahafantaranareo fa misy Andriamanitra velona eo aminareo,+ ary tsy maintsy horoahiny hiala eo anatrehanareo ny Kananita, ny Hetita, ny Hivita, ny Perizita, ny Girgasita, ny Amorita, ary ny Jebosita:+