Eksodosy 23:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Tanteraho tsara izay rehetra nolazaiko taminareo.+ Ary aza manonona anaran’andriamani-kafa. Tsy tokony ho heno tononin’ny vavanao izany.+ Josoa 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary aza mifanerasera mihitsy amin’ireo firenena+ mbola tavela eo aminareo ireo. Aza tononina na dia ny anaran’ny andriamaniny aza,+ ary aza mianiana amin’ny anaran’izy ireny. Aza manompo an’ireny mihitsy na miankohoka aminy.+
13 “Tanteraho tsara izay rehetra nolazaiko taminareo.+ Ary aza manonona anaran’andriamani-kafa. Tsy tokony ho heno tononin’ny vavanao izany.+
7 Ary aza mifanerasera mihitsy amin’ireo firenena+ mbola tavela eo aminareo ireo. Aza tononina na dia ny anaran’ny andriamaniny aza,+ ary aza mianiana amin’ny anaran’izy ireny. Aza manompo an’ireny mihitsy na miankohoka aminy.+