2 Tantara 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary niseho tamin’i Solomona+ i Jehovah ny alin’iny, ka nilaza hoe: “Efa henoko ny vavaka nataonao, ary efa nofidiko ho ahy ity toerana ity mba ho trano fanaovana sorona.+
12 Ary niseho tamin’i Solomona+ i Jehovah ny alin’iny, ka nilaza hoe: “Efa henoko ny vavaka nataonao, ary efa nofidiko ho ahy ity toerana ity mba ho trano fanaovana sorona.+