-
Galatianina 1:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Na izahay anefa na anjely avy any an-danitra no mitory vaovao tsara aminareo ankoatra an’ilay vaovao tsara efa notorinay taminareo, dia enga anie ho voaozona!
-