FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 17:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Rehefa misy milaza aminao momba an’izany, na henonao izany, dia tokony hanadihady tsara ianao. Raha voaporofo fa nisy nanao+ an’izany zava-maharikoriko izany tokoa eo amin’ny Israely, 5 dia avoahy ho eny am-bavahadin’ny tanàna ilay lehilahy na vehivavy nanao an’izany zava-dratsy izany, ka torahy vato ho faty.+

  • 2 Tantara 28:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nahafaty lehilahy 120 000 tany Joda mantsy i Peka+ zanak’i Remalia tao anatin’ny iray andro, satria nahafoy an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny izy ireo.+ Lehilahy mahery fo daholo ireo maty ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara