-
Levitikosy 11:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “‘Ireto avy no azonareo hanina, amin’izay rehetra any anaty rano: Izay any anaty rano ka misy vombony sy kirany, na any an-dranomasina izany na any amin’ny renirano, dia azonareo hanina.+ 10 Fa amin’ny biby rehetra mifanaretsaka any anaty rano sy amin’ny zavamananaina rehetra any kosa, dia zava-maharikoriko aminareo ny biby tsy misy vombony na kirany, na any an-dranomasina izany na any amin’ny renirano.
-