Nomery 14:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa miverena mankany an-tany efitra rahampitso, dia mandehana any amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena.+ Mipetraka eny amin’ny lohasaha* mantsy ny Amalekita sy ny Kananita.”+
25 Koa miverena mankany an-tany efitra rahampitso, dia mandehana any amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena.+ Mipetraka eny amin’ny lohasaha* mantsy ny Amalekita sy ny Kananita.”+