Eksodosy 22:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Aza mampijaly na mampahory ny olona avy amin’ny firenen-kafa,+ fa mba efa nivahiny tany Ejipta ihany ianareo.+ Deoteronomia 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Manome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny mpitondratena izy,+ sady tia vahiny+ ka manome azy sakafo sy akanjo. Jakoba 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
21 “Aza mampijaly na mampahory ny olona avy amin’ny firenen-kafa,+ fa mba efa nivahiny tany Ejipta ihany ianareo.+
18 Manome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny mpitondratena izy,+ sady tia vahiny+ ka manome azy sakafo sy akanjo.