Eksodosy 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Raha mividy mpanompolahy hebreo ianao,+ dia ho mpanompo mandritra ny enin-taona izy. Fa amin’ny taona fahafito kosa, dia hafahana izy ary tsy handoa na inona na inona.+ Levitikosy 25:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “‘Aza terena hiasa hoatran’ny andevo ny rahalahinao izay miara-monina aminao,+ raha lasa mahantra ka voatery mivarotra ny tenany* aminao.+
2 “Raha mividy mpanompolahy hebreo ianao,+ dia ho mpanompo mandritra ny enin-taona izy. Fa amin’ny taona fahafito kosa, dia hafahana izy ary tsy handoa na inona na inona.+
39 “‘Aza terena hiasa hoatran’ny andevo ny rahalahinao izay miara-monina aminao,+ raha lasa mahantra ka voatery mivarotra ny tenany* aminao.+