Matio 26:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tamin’ny andro voalohany hankalazana ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay,+ dia nanatona an’i Jesosy ny mpianatra ka niteny hoe: “Aiza no tianao hikarakaranay ny sakafon’ny Paska?”+
17 Tamin’ny andro voalohany hankalazana ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay,+ dia nanatona an’i Jesosy ny mpianatra ka niteny hoe: “Aiza no tianao hikarakaranay ny sakafon’ny Paska?”+