FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tokony ho ondrilahy herintaona ilay izy sady tsy misy kilema.+ Afaka mifidy ondrilahy na osilahy kely ianareo. 6 Karakarao tsara ilay izy mandra-pahatongan’ny andro faha-14 amin’ity volana ity.+ Dia hamono an’ilay izy amin’ny takariva* ny fiangonan’Israely manontolo.+

  • 2 Tantara 35:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nanome ondrilahy kely sy osilahy kely ho an’ny vahoaka i Josia mba hatao sorona hankalazana ny Paska ho an’izay rehetra tonga teo, ka 30 000 izany raha atambatra. Nanome omby 3 000 koa izy. Avy tamin’ny fananan’ny mpanjaka daholo ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara