18 Hoy anefa i Edoma taminy: “Tsy mahazo mandalo ato amin’ny taninay ianareo, sao dia hotsenaiko amin’ny sabatra eo!” 19 Dia hoy ny Israelita taminy: “Ny lalambe ange no hiakaranay e! Raha misotro amin’ny ranonao izahay sy ny biby fiompinay, dia haloanay ny vidiny.+ Handalo fotsiny izahay.”+