-
Joba 31:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Raha nitoky tamin’ny volamena aho,
Na niteny tamin’ny volamena tena tsara hoe: ‘Ianao no ianteherako!’+
-
-
Joba 31:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Dia fahadisoana tokony hahazoana sazy avy amin’ny mpitsara izany,
Satria ho nanda an’ilay tena Andriamanitra any ambony aho.
-