Levitikosy 20:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “‘Tsy maintsy vonoina ho faty izay lehilahy na vehivavy mpamoha angatra na mpilaza ny hoavy.*+ Hitora-bato azy ho faty ny vahoaka, ary izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.’”* 1 Tantara 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia maty i Saoly satria nivadika tamin’i Jehovah. Tsy nankatò ny tenin’i Jehovah+ mantsy izy sady nanontany mpamoha angatra,+
27 “‘Tsy maintsy vonoina ho faty izay lehilahy na vehivavy mpamoha angatra na mpilaza ny hoavy.*+ Hitora-bato azy ho faty ny vahoaka, ary izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.’”*
13 Dia maty i Saoly satria nivadika tamin’i Jehovah. Tsy nankatò ny tenin’i Jehovah+ mantsy izy sady nanontany mpamoha angatra,+