Jaona 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Efa noteneniko azy mantsy izay nolazainao tamiko.+ Dia nekeny izany, ka lasa fantany tsara fa solontenanao aho.+ Nino koa izy ireo hoe ianao no naniraka ahy.+
8 Efa noteneniko azy mantsy izay nolazainao tamiko.+ Dia nekeny izany, ka lasa fantany tsara fa solontenanao aho.+ Nino koa izy ireo hoe ianao no naniraka ahy.+