Jaona 12:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Amin’izao andro farany izao kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’izy io no nanaovany an’ireo rafitra nisy teto amin’izao tontolo izao.*+
2 Amin’izao andro farany izao kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’izy io no nanaovany an’ireo rafitra nisy teto amin’izao tontolo izao.*+