14 Dia ho lasa be dia be hoatran’ny vovoka amin’ny tany ny taranakao,+ ka hiparitaka any andrefana sy any atsinanana sy any avaratra ary any atsimo. Ary azo antoka fa amin’ny alalanao sy ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany.+