Genesisy 19:36, 37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia samy bevohokan’i Lota ny zanany roa vavy. 37 Tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba ny anarany.+ Izy io no rain’ireo Moabita amin’izao andro izao ireo.+
36 Dia samy bevohokan’i Lota ny zanany roa vavy. 37 Tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba ny anarany.+ Izy io no rain’ireo Moabita amin’izao andro izao ireo.+