- 
	                        
            
            Deoteronomia 13:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
14 dia hamotopototra sy hanadihady tsara ianao, sady hanontany.+ Raha voaporofo fa misy an’izany zava-maharikoriko izany tokoa eo aminareo,
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Deoteronomia 17:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
4 Rehefa misy milaza aminao momba an’izany, na henonao izany, dia tokony hanadihady tsara ianao. Raha voaporofo fa nisy nanao+ an’izany zava-maharikoriko izany tokoa eo amin’ny Israely,
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            2 Tantara 19:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
6 Dia hoy izy tamin’ireo mpitsara: “Tandremo tsara izay ataonareo, satria tsy mitsara ho an’ny olona ianareo, fa ho an’i Jehovah. Ary manampy anareo izy rehefa mamoaka didim-pitsarana ianareo.+
 
 -