8 Hoy izy tamin’izy ireo: “Modia any amin’ny tranolainareo, miaraka amin’ny harem-be sy biby fiompy maro be, ary koa volafotsy, volamena, varahina, vy, ary fitafiana be dia be.+ Alaivo ny anjaranareo amin’ny zavatra azo babo+ avy tamin’ny fahavalonareo, ka zarao ho anareo sy ny rahalahinareo.”