-
Salamo 26:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Hanasa tanana aho fa tsy manan-tsiny,
Ary handeha manodidina ny alitaranao aho, Jehovah ô,
-
Matio 27:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Ary hitan’i Pilato fa tsy nisy vokany ny nataony fa vao mainka nisahotaka ny olona. Dia naka rano izy, ka nanasa tanana teo anatrehan’ny vahoaka sady niteny hoe: “Tsy tompon’andraikitra amin’ny fahafatesan’io lehilahy io àry aho! Anareo izany!”
-
-
-